|
|
|
|

Entry1  tsy hita noanoa
Elementary words  2 tsy, 3 hita, 4 noanoa
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [1.1]
Explanations in English  7 [tsy hita, not seen.] very deep. [1.2]
8 bottomless (of a chasm) [1.7]
Explanations in French  9 sans fond, très profond [1.8]
Examples  10  Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. [2.895]
11  tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27]
12  Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472]
Synonyms  13 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba

Updated on 2025/10/11